Kianjan’ny 13 Mai : Hanatevin-daharana ny mpiasam-panjakana

Global Warming

  Tahotry ny hamoahana ny marina mahakasika ireny hosoka sy hala-bato faobe, nandritra ny fihodinana faharoa tamin’ny fifidianana Filoham-pirenena farany teo, no hanaovan’ny praiminisitra Ntsay Christian sy ny Prefektoran’ny tanànan’Antananarivo antsojay amin’ireo vahoaka mitaky ny mangarahara sy manohitra ny tsy rariny etsy amin’ny Parvis-n’ny Lapan’ny Tanàna etsy Analakely (Kia lire la suite...

by lalignedemire | Published 5 years ago
Kianjan’ny 13 Mai : Hanatevin-daharana ny mpiasam-panjakana
By lalignedemire 05-Jan-2019
0 Comments

Kianjan’ny 13 Mai : Hanatevin-daharana ny mpiasam-panjakana

  Tahotry ny hamoahana ny marina mahakasika ireny hosoka sy hala-bato faobe, nandritra ny fihodinana faharoa tamin’ny fifidianana Filoham-pirenena farany teo, no hanaovan’ny praiminisitra Ntsay Christian sy ny Prefektoran’ny tanànan’Antananarivo antsojay amin’ireo vahoaka mitaky ny mangarahara sy manohitra ny tsy rariny etsy amin’ny Parvis-n’ny Lapan’ny Tanàna etsy Analakely (Kia More...

Mandrovi-tsihy ny PM : Hosamborina ry :
By lalignedemire 04-Jan-2019
0 Comments

Mandrovi-tsihy ny PM : Hosamborina ry :

  Mbola Rajaonah, Hanitra Razafimanantsoa, Fanirisoa Ernaivo, Fidèle Razara Pierre, Rolly Mercia, Eliane Bezara, Fernand Cello ary James Ratsima Ny hetsika fanonganam-panjakana an-dalambe nitaky ny fialàn’ny filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina no naha praiminisitra an’i Ntsay Christian. Ankehitriny, mikotrika ny fisamborana ireo olom-pirenena manohitra ny hosoka sy ny hala-bato ity PM ity…  Nand More...

KMMR sy « Legal Team » : Mitohy ny Hetsika
By lalignedemire 03-Jan-2019
0 Comments

KMMR sy « Legal Team » : Mitohy ny Hetsika

  Baomba lakrimôzena sy fisamborana no setrin’ny hetsika fanoherana am-pilaminana ny hosoka sy hala-bato tetsy amin’ny kianjan’ny 13 Mai, araka ny baikon’ny praiminisitra Ntsay Christian tany amin’ny Prefektora… Fanehoana ireo porofo maneho ny fisian’ny hala-bato sy hosoka faobe tamin’ny vahoaka nandritra ny fihodinana faharoa tamin’ny alalan’ireo solaitra elektronika no no More...

Tsy fanekena hala-bato : Hihamafy ny hetsika eny amin’ny 13 Mai anio
By lalignedemire 02-Jan-2019
0 Comments

Tsy fanekena hala-bato : Hihamafy ny hetsika eny amin’ny 13 Mai anio

  Hampiasa fitaovana arifomba entina hampahafantarana ny vahoaka manerana ny Nosy ny hala-bato, nitranga nandritra ny fifidianana ny faha-19 desambra teo ny mpitarika ny tolona etsy amin’ ny kianjan’ ny 13 Mai. Fohy ny fotoana ka tsy tokony hatoritory ny rehetra manoloana izao zava-mitranga izao, hoy ny mpisolovava, Hanitra Razafimanantsoa Hitohy ary hihamafy ny hetsika izay hotanterahin’ny ankolafy Ravalomanana Marc  More...

Tsy fahalavorarian’ny fifidianana  : Mila handraisana fepetra
By lalignedemire 21-Dec-2018
0 Comments

Tsy fahalavorarian’ny fifidianana : Mila handraisana fepetra

  “Bileta nivoaka mialohan’ny fotoana hita teny Ambohipo, dia nandray fepetra ary  nidina teny an-toerana nizaha ifotony, ary nandefa ny raharaha eny amin’ ny ambaratonga hafa ny vaomieram-pirenena  mahaleo tena misahana ny fifidianana. Amin’ny zavatra hafa manelingelina ny fifidianana, ny kandidà dia afaka mitory any amin’ ny fitsarana, ary anjaran’ny HCC no manapaka”, io no nambar More...

Analamanga : Lany Dada aaa!!!
By lalignedemire 21-Dec-2018
0 Comments

Analamanga : Lany Dada aaa!!!

  Mihazakazaka ny famoaham-bokatra tsy ôfisialy taorian’ny latsa-baton’ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana Filoham-pirenena, ny 19 desambra teo. Lany Dada, nahazo salan’isa 56,9% raha 43,1% ny an-dRajoelina.  Araka izany, ho an’ny Faritra Analamanga manokana, mandresy tsy misy ady varotra ny kandidà Marc Ravalomanana, nitondra  ny laharana faha-25 tamin’ny bileta tokana. Mari More...

Distrikan’i Manjakandriana : Mandresy lavitra be Ravalomanana
By lalignedemire 20-Dec-2018
0 Comments

Distrikan’i Manjakandriana : Mandresy lavitra be Ravalomanana

  Mazava. Tsy nisy na dia biraom-pifidianana iray aza tao amin’ny distrikan’i Manjakandriana tsy nahazoan’i Marc Ravalomanana fandresena. Nitarika ary nihoarany lavitra be ny mpifanandrina taminy, Andry Rajoelina, tamin’ireo kaomina maromaro tany an-toerana, toa ny tao Manjakandrina, Sambaina, Ambohitrandriamanitra, sns. Tao amin’ny kaomina Manjakandriana manokana, saika “tataka” hatrany ny isa ten More...

Fihodinana faharoa : Niparitaka ny karapanondro sandoka
By lalignedemire 20-Dec-2018
0 Comments

Fihodinana faharoa : Niparitaka ny karapanondro sandoka

  Voaporofo izao fa entina hangalaram-bato ny kara-pifidianana sy ny karapanondrom-pirenena nampiahiahy rehetra mialohan’ny fifidianana. Biraom-pifidianana saika manerana ny Nosy no nahitana karapanondro sandoka sy kara-pifidianana sandoka, ary bileta tokana efa voamarika mialoha, omaly nandritra ny fifidianana fihodinana faharoa. Fantatra ihany koa nandritra izany rehetra izany fa ireo sefo fokontany no ao ambadik’ireo rehetra  More...

Akamasoa : Nampisahotaka ny mponina ny tsaho
By lalignedemire 20-Dec-2018
0 Comments

Akamasoa : Nampisahotaka ny mponina ny tsaho

    Raikitra ny savorovoro teny Andralanitra, taorian’ny fanisam-bato tao amin’ny biraom-pifidianana, omaly alina. Naneno mafy ny lakolosy, ary tsy nifandrenesana ny antso vonjy tamin’ireo havan’i mompera Pedro sy ny namany. Araka ny fanazavana nentin’ny lehiben’ny zandary eny Ambohimangakely, dia niatomboka tamin’ny tsaho no nahatonga ny savorovoro, tamin’ny filazana fa hisy andian&rsqu More...

Kara-pifidianana sy CIN sandoka : Nametraka fitarainana ry Hanitra Razafimanantsoa
By lalignedemire 18-Dec-2018
0 Comments

Kara-pifidianana sy CIN sandoka : Nametraka fitarainana ry Hanitra Razafimanantsoa

  Efa tsy takona hafenina intsony ny hosoka manoloana ny fiatrehana ny fifidianana Filoham-pirenena fihodinana faharoa, ny 19 desambra izao. Tsy kely lalana tokoa mantsy ny ratsy, ka dia miparitaka manerana ny Nosy ny kara-pifidianana sy karapanondro sandoka amin’izao fotoana izao. Araka izany, tsy nitazam-potsiny ny komity manohana kandidà iray, notarihin’ny depiote Hanitra Razafimanantsoa sy Rajemison Rakotomaharo, fa More...